Malagasy

Afantoha ny Finoanao


Listen Later

Asehon’i Hagay mpaminany amintsika ny fomba hametrahana ny laharam-pahamehana eo amin’ny fiainana. Ho an’ireo izay mandalo fahamainana ara-panahy na mahita fa tsy notahian’Andriamanitra ny asany, dia hoy i Hagay: Diniho ny lalanao ary diniho ny lalan’Andriamanitra. Tian’Andriamanitra hifantoka bebe kokoa amin’ny asa ataony ankehitriny isika, noho izay kasainy hatao amin’ny hoavy. Mifantoha amin’ny finoana izay tokony hitarika ny laharam-pahamehana, ny fomba fijerintsika, ny antony manosika antsika hanao zavatra, ilay finoana manana fahefana amin’ny tahotra ao anatintsika.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM