Malagasy

Ahoana no hanaovana mpianatra


Listen Later

Ao amin’ny Asan’ny Apostoly, i Saoly avy any Tarsosy, mpanenjika ny Fiangonana, dia nihaona tamin’I Kristy nitsangana tamin’ny maty, lasa apostoly Paoly ary avy hatrany dia nanomboka nanambara an’I Jesosy ho Kristy. Lasa misionera, mpanoratra, ary anisan’ny Kristiana nanana dindo indrindra izy! Ireto no tena nanamarika ny asa fanompoany dia ny toriteny, ny olana na aiza na aiza nalehany, ny vono, ny fanagadrana, ny fahavakisan-tsambo, ny fahagagana ary ny olona an’arivony nentiny tao amin’I Jesosy. Nametraka ny fototra ho an’ny Fiangonana i Paoly rehefa nanatanteraka ny Iraka Lehibe ho an’ny Jentilisa.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM