Malagasy

Ahoana no tsy hahombiazana


Listen Later

Ny fiainan’i Davida Mpanjaka dia mampianatra antsika fa afaka atao ny mitraka indray rehefa nandalo tsy fahombiazana. Ohatra namirapiratra i Davida nandritra ny ampahany betsaka tamin’ny fiainany. Nisy fotoana nefa izy lavo ka nijangajanga sy namono olona, nandritra ny taona iray manontolo dia nanandrana nanafina ny fahotany i Davida. Izany rehetra izany dia mampiseho fa na dia ny olona tena tia an’Andriamanitra aza mety ho resin’ny fakam-panahy raha tsy mitandrina. Ny fiainan’i Davida dia mampianatra antsika fa ny zava-dehibe dia ny ataontsika rehefa solafaka isika.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM