Malagasy

Aiza ianao?


Listen Later

Inona no tena ilaintsika? Inona no mitranga raha tsy mahazo izany isika? Nomen’Andriamanitra izay rehetra mety ho nilainy i Adama sy Eva. Niatrika fanapahan-kevitra mitovy amin’izay mety ho atrehintsika rehetra izy ireo: Moa ve isika hiaina anatin’ny fitarihan’Andriamanitra sa hanao arak’izay tiantsika fotsiny? Ny Genesisy toko faha-3 dia maneho ny sarin’ny fahotana sy ny fomba nitondran’Andriamanitra ny mpanota, ary ny fahotana sy ny vokany. Andriamanitra dia mitady ny mpanota ary ireo fanontaniana napetrany tamin’i Adama sy Eva ireo ihany no mbola apetrany amin’ny olombelona ankehitriny.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM