Sign up to save your podcasts
Or

Ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna dia tsy nahalala an'i Jesosy Kristy rehefa tonga Izy. Ny olona niaina tamin'ny andron'i Kristy dia nihevitra fa Jesosy Kristy dia tonga handrava ny fanjakana Romana tamin'ny fotoan'androny ka hanorina fanjakana hisolo izany. Maro koa no mihevitra fa ao am-pon'ny olona ny fanjakan'Andriamanitra, ary izany foto-pisainana izany dia vokatry ny tsi-fahazoana tsara ny hevitry ny Soratra Masina.
Jesosy dia nanmpianatra antsika hivavaka isanandro mba ho tonga ny fanjakan'Andriamanitra ary mba hatao ny sitrapon'Andriamanitra. Aiza tokoa no hisy ilay fanjakan'Andriamanitra ho avy? Azonao fantarina anio ny momba izany.
By Fiami RadioNy Fariseo sy ny mpanora-dalàna dia tsy nahalala an'i Jesosy Kristy rehefa tonga Izy. Ny olona niaina tamin'ny andron'i Kristy dia nihevitra fa Jesosy Kristy dia tonga handrava ny fanjakana Romana tamin'ny fotoan'androny ka hanorina fanjakana hisolo izany. Maro koa no mihevitra fa ao am-pon'ny olona ny fanjakan'Andriamanitra, ary izany foto-pisainana izany dia vokatry ny tsi-fahazoana tsara ny hevitry ny Soratra Masina.