Malagasy

Aiza ny Rahalahinao?


Listen Later

Lohahevitra lehibe ao amin’ny Baiboly ny fampihavanana; mihavana amin’Andriamanitra, ary mihavana amin’ny hafa koa. Ny Genesisy toko faha-4 dia manampy antsika hahatakatra ny antony mahatonga ny fifandirana, ary mitarika antsika hahita ny vahaolana. Samy nitondra fanatitra ho an’Andriamanitra i Kaina sy Abela. Feno tsy fahamarinana ny fon’i Kaina teo anatrehan’Andriamanitra, ka nolavina ny fanatiny. Tezitra sy ketraka i Kaina, ka namono ny rahalahiny. Hianaro ny vahaolana hendry atolotr'Andriamanitra izay mbola mahomby ho an'ireo izay tezitra sy ketraka hatramin’izao.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM