Malagasy

Akanjo ho an'ny fifandraisana


Listen Later

Ny bokin’ny Efesiana dia mampianatra antsika ny fomba hampiharana ireo fitsipika maha-Kristiana ao amin’ny toerana sarotra indrindra amin’ny sehatra rehetra, dia ny tokantrano. Milaza amintsika i Paoly fa tsy maintsy manala ny toetran’ny olona taloha isika ary mitafy ny akanjon’ny toetra vaovao sy mandeha araka ny Fanahy, amin’ny fitiavana, indrindra fa ao an-tokantrano. Ao amin’ny toko fahadimy dia manome ny drafitr’Andriamanitra ho an’ny fianakaviana i Paoly ary ny raim-pianakaviana sy ny vady lehilahy dia tokony ho tia tahaka ny nitiavan’i Kristy ny Fiangonana.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM