Malagasy

Aleo mino izany ianao!


Listen Later

Ny Bokin’ny Hebreo dia feno fananarana sy fampitandremana momba ny fihemorana misoko. Ny tanjon’ny boky koa dia ny hanesorana ny fanomezan-toky diso ho an’ireo izay mbola tsy nanao fanoloran-tena tamin’ny finoana. Mifananara isan'andro, dieny izao anio izao, fandrao hisy ho mafy fo amin'ny famitahan'ny ota ianareo. Ny fananarany manontolo dia miantefa amin’ireo mitonona ho mpino izay tsy mbola nateraka indray noho ny tsy fananany ny finoana mahavonjy ao amin’I Jesoa Kristy.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM