Fiangonan'Andriamanitra Miray

Ambanin'ny Lalàna - Ambanin'ny Fahasoavana


Listen Later

Tenin'Andriamanitra:

Deotoronomia 6:1-9, Jaona 15:1-8, Galatiana 5:16-26

« Fa ny ota tsy hanan-kery aminareo; fa tsy mba ambanin'ny lalàna ianareo, fa ambanin'ny fahasoavana. » (Romana 6:14)

Inona marina no atao hoe "ambanin'ny lalàna" sy "ambanin'ny fahasoavana"? Afaka amin'ny lalàna ve ny mpino kristiana rehefa tonga ambanin'ny fahasoavana? 

« Ahoana ary? hanota va isika, saingy tsy ambanin'ny lalàna, fa ambanin'ny fahasoavana? Sanatria izany! » (Romana 6:15)

« Fa raha tarihin'ny Fanahy ianareo, dia tsy mba ambanin'ny lalàna. » (Galatiana 5:18)


...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

Fiangonan'Andriamanitra MirayBy Fiami Radio