Malagasy

Andriamanitra Izay mibaiko


Listen Later

Namidin’ireo rahalahiny ho andevo i Josefa, nampijaliana sy niaritra toe-javatra sarotra izy, nefa tsy nanary ny finoany an’Andriamanitra mihitsy. Ny valin-teniny feno fitiavana dia ny hoe, Nikasa hanisy ratsy ahy ianareo, fa Andriamanitra no namela izao mba hahasoa sy hahatanteraka ny Teniny, dia ny famonjena ain’olona maro. Mampianatra antsika momba ny famatsian’Andriamanitra i Josefa ary manamafy izay ambaran’ny Romana 8:28, fa tsy misy toe-javatra ratsy indrindra ka tsy hain’Andriamanitra ny mampitsimbadika izany mba hahasoa antsika.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM