Fiangonan'Andriamanitra Miray

Andriamanitra Mpahary


Listen Later

"Andriamanitra Mpahary" - Jehovah Andriamanitra Ray sy ny Teny no nahary ny zavatra rehetra. Ireo anjely maro be dia Niara-nihoby rehefa namorona ny zavatra rehetra Andriamanitra. Notendren'Andriamanitra hanapaka ny tany i Losifera, nefa nanota tamin'Andriamanitra izy, ary nitaona ny anjely namany hikomy tamin'Andriamanitra. Nisy ady tany an-danitra... Ary tonga foana sady tsisy endrika ny tany... Nanavao ny endriky ny tany Andriamanitra, ary namorona ny olombelona koa Izy. Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona? Azonao fantarina ato ny andininy rehetra. RR. Sylvere Rafidiherimanantsoa, Fiangonan'Andriamanitra Miray, 2022/01/01
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

Fiangonan'Andriamanitra MirayBy Fiami Radio