Vazaha Miteny Gasy

Antsa sy Antsa - Mpandihy


Listen Later

Podcast Anay Mitsam - Episode 19 - Antsa sy Antsa


Ny dihy no tena mitoetra tsara ao anatin'ny kolotsaina malagasy, ary soa ihany fa misy an'i Antsa sy Antsa eo mba manosika an'ilay mandroso foana. Manana toeram-pandihizana izy mivady (izay samy mitondra ny anarana hoe "Antsa") ary mampianatra ny dihy amin'ny alalan'ny fanabeazana. Mazotoa mihaino sy mijery ary é!


Antsa: https://www.instagram.com/antsa.ramakavelo/

Antsa: https://www.instagram.com/antsa.__/



SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy


Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika vaovao: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa!

Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 5 euros maimaim-poana e ❤️


App: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast


FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬


💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/

📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/

...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

Vazaha Miteny GasyBy Payton Hansen, Austin Bergera