Malagasy

Apokalipsy Ankehitriny


Listen Later

Tamin’ny alalan’ny toritenin’i Zakaria, dia niantso ny olony Andriamanitra tsy ho any amin’ny tanàna na tempoly fotsiny ihany, fa mba hiverina ho any amin’ny fototra ara-panahy hiverenan’ny fifandraisana Aminy. Ny hafany voalohany dia ny hoe raha miverina amin'Andriamanitra ny olona dia hiverina amin'ny olona koa Andriamanitra. Zakaria dia iray amin’ireo boky ara-paminaniana manan-danja indrindra, mirakitra faminaniana mazava kokoa momba ny Mesia ho avy raha oharina amin’ny boky hafa, ankoatra an’i Isaia. Naminany i Zakaria fa Andriamanitra dia hanome ny olony ny Fanahiny ary hitahy azy ireo mandrakizay.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM