Sign up to save your podcasts
Or

« Andriamanitra dia Fanahy; ary izay mivavaka aminy tsy maintsy mivavaka amin'ny fanahy sy ny fahamarinana. » (Jaona 4:24)
« Fa avy ny andro*, sady tonga ankehitriny, raha ny tena mpivavaka hivavaka amin'ny Ray amin'ny fanahy sy ny fahamarinana; fa ny Ray koa mitady ny mpivavaka aminy ho tahaka izany. [*Gr. ora] » (Jaona 4:23)
Tsy maintsy ateraky ny Fanahy isika raha maniry mafy ny hivavaka marina amin'Andriamanitra sy ho tonga zanak'Andriamanitra, mpiray lova amin'i Kristy. Azo tanterahina ankehitriny ny famoronana antsika ara-panahy. Ahoana nefa? Azonao fantarina anio ny momba izany.
By Fiami Radio« Andriamanitra dia Fanahy; ary izay mivavaka aminy tsy maintsy mivavaka amin'ny fanahy sy ny fahamarinana. » (Jaona 4:24)