Malagasy

Blueprints fito ho an'ny Burnout


Listen Later

Misy ohatra fito momba ny vahoakan’Andriamanitra niresaka tamin’i Malakia. Ireo fifampiresahana fito ireo dia azo antsoina hoe 'Bitsika fito ataon’ny fo mihamangatsiaka amin'Andriamanitra', satria mamaritra ny soritr'aretin'ny olona very fifandraisana amin'Andriamanitra izy io. Ny asa nanirahana an’i Malakia dia ny hamerina amin’ny laoniny ny fifandraisan’izy ireo amin’Andriamanitra. Naminany momba ny fiverenan’I Kristy ho an’ireo olona mahatoky i Malakia, ny fitsarana henjana ho an’ireo mangatsia-po, sy i Jaona Mpanao Batisa, izay hanomana ny lalana ho an’I Jesosy.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM