Malagasy

Bokin'ny Minisitra


Listen Later

Ny tabernakely tany an’efitra dia toerana nonenan’Andriamanitra, ahafahan’ny mpanota hahazo famelan-keloka sy hihavana Aminy. Milaza ny Baiboly fa tempolin’Andriamanitra ny vatantsika. Mba ahafahantsika mahazo izay tian’Andriamanitra atao amintsika amin’izao ankehitriny izao, dia mila azontsika aloha ny dikan’ny tempoly teo amin’ny Hebreo. Io tempoly teo aloha io dia mampianatra antsika momba ny fiankohofana, momba an’I Jesosy, ary ny fahagagana iainan’ny Kristiana isan’andro: Kristy no ao anatintsika.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM