Malagasy

Boky tsara indrindra ao amin'ny Baiboly


Listen Later

Ireo boky efatra voalohany ao amin’ny Testamenta Vaovao dia antsoina hoe Filazantsara, izay midika hoe vaovao tsara. Ivon’ny fanambarana ny planina mandrakizain’Andriamanitra izy ireo: ny hanavotra sy hamonjena ny olombelona very. Matetika izy ireo no maneho tantaram-piainan’olona manokana: Amin'ny alalan'izy ireo no ahazoantsika fahalalana feno momba ny fiainan'ny Lehilahy iray izay niaina nandritra ny 33 taona monja, saingy nisy fiantraikany teo amin'ny tantaran'izao tontolo izao mihoatra noho izay rehetra efa niaina. Ny filazantsara dia manambara an’I Jesosy ilay Kristy, ilay fanambaran’Andriamanitra lehibe indrindra momba ny fahamarinana.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM