Sign up to save your podcasts
Or

Tsy misy tsy mikaikaika amin'izao fotoana izao ny ray amandreny manoloana ny fanabeazany ny zanaka.
Mivadika ny globy ankehitriny fa marobe ny raiamandreny lasa baikon-janaka sy matahotra mafy ny zanany. Ilay zaza chouchouté mpanjaka kely no indro mivadika ho ENFANT DIEU (tsy refesin-mandidy).
Tandremo fa tsy mahasoa na ho anareo raiamandreny ary indrindra indrindra ho an'ny zanakareo ny ENFANT DIEU.
By Page RJLTsy misy tsy mikaikaika amin'izao fotoana izao ny ray amandreny manoloana ny fanabeazany ny zanaka.