Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté

[CA] MIARA MAMINDRA AMIN'ANDRIAMANITRA (INTIMITE AVEC DIEU)


Listen Later

Lohahevitra maningana azo kilasiana ho mistika izao lohahevitra izao.

Miainga avy amin'ny fandinihana ireo tranga maningana voaresaka ao amin'ny Soratra Masina atao hoe HAPAX LEGOMENON.

Nandalovan'ny teolojiana fotsiny mantsy ireo hapax ireo kanefa Dia tena IMPORTANT satria matoa io ao dia MISY DIKANY.

Izaho manokana dia mahaliana ahy izany , ka nanankinako ny spiritualité-ko.

Fifaliana ho ahy ny hizara amintsika azy eto ho an'izay mety ho liana te hanana "qualité de relation" ho amin'ny fifaneraserany akaiky amin'Andriamanitra; izay lazaiko hoe INTIMITÉ DE DIEU.

...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

Podcast RJL : Réflexion | Justice | LibertéBy Page RJL