Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté

[CA] NY BAIBOLY VE TENIN'ANDRIAMANITRA ?


Listen Later

Après ny resaka nifanaovanay sy Koto Lilahimahitsoambo dia MAROBE NY OLONA TAFITOHANA rehefa niteny Aho fa ny BAIBOLY DIA TSY TENIN'ANDRIAMANITRA.

Tery ny fotoana moa ka NORMAL raha misy ny tafitohana saingy ho an'ireo mpanaraka ny page sy ireo TENA MIHAINO TSARA dia mahazo tsara ny Zavatra nolazaina.
Efa nanaovako débat tamina mpanompon 'Andriamanitra 2 teto izy ity saingy averiko indray fa amin'ity kosa dia ho hazavaina amin'ny ANTSIPIRIHINY mihitsy.

...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

Podcast RJL : Réflexion | Justice | LibertéBy Page RJL