[CA] NY FAHAFOIZANA HO AMIN'NY ASAN' ANDRIAMANITRA
CATÉCHISME D'ADULTE 17 mai 2023
Possible vé hoe misokatra ny poketra fa mihidy ny fo ?
Na misokatra ny fo fa mihidy ny poketra ?
Ny vola ve mitaky asa sa ny asa no mitaky vola ?
Sujet tabou izy ity saingy tsy maintsy ho resahana satria io Resaka vola io dia sady saropady no manahirana ao anatin' ny fiangonana na fikambanana kristianina na amin'ny asan' Andriamanitra .