Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté

[CA] NY FAHASOAVANA MITAHA AMIN'NY FAHOTANA FOTOTRA


Listen Later

Fanontaniana miverimberina fametraky ny olona nyhoe : ny fahotana ve lovaina sa mifindra manaranaka ?

Raha i Adama sy Eva no nanao ny nataony dia izahay aty afara ve no mizaka ny tsy eran'ny aina ?

Mba rariny ve hoe Adama no nanota dia isika no mibaby ny vokany ?

Lalim-paka loatra ny fahavoazana mahavoa ny olombelona ka tsy misy lalana hafa ankoatry ny FAHASOAVANA IRERY IHANY.

...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

Podcast RJL : Réflexion | Justice | LibertéBy Page RJL