Vazaha Miteny Gasy

Chef Rija sy Vonjy - Spectacle Malagasy


Listen Later

Podcast Anay Mitsam - Episode 6 - Chef Rija sy Vonjy


Isaorana manokana daholo ny mpanao hatsikana rehetra izay mitondra tsikitsiky amin'ny fiainana andavanandro. Anisan'izany tsara mihitsy i Chef Rija sy Vonjy izay miaraka amintsika eto androany! Fa chef amin'ny inona izany Chef Rija? Ary efa tena hody any Madagasikara marina ve ry Vonjy? Resaka spectacle Malagasy, renin-jaza, ary Allemagne ny androany. Mazotoa mijery sy mihaino ny podcast amin'izay ary!


Vonjy: ⁠https://www.facebook.com/profile.php?id=100044693315810
Chef Rija: ⁠https://www.facebook.com/MdmeChocolat



SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy


Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika vaovao: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa!

Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 10 euros maimaim-poana e ❤️


App: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast


FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬


💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/

📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/

...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

Vazaha Miteny GasyBy Payton Hansen, Austin Bergera