Vazaha Miteny Gasy

Christian - Mpiseho Télé


Listen Later

Podcast Anay Mitsam - Episode 14 - Christian


Raha nijery télé ianao, na indray mandeha, nanditra ny efa roapolo taona lasa izay dia efa hainao tsara ilay Christian resahana androany. Izy no olona efa niasa tamin'ny télé sy radio hatramin'ny mbola kely ka hatramin'izao izy mbola kely io dia mbola haintsika tsara foana. Ndao ary isika miditra amin'ny fandaharana fa resaka télé, mopera, sy

réseaux sociaux ny androany!


Christian: https://www.facebook.com/ChristianRatovonony


SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy


Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika vaovao: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa!

Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 10 euros maimaim-poana e ❤️


App: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast


FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬


💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/

📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/

...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

Vazaha Miteny GasyBy Payton Hansen, Austin Bergera