Malagasy

De maninona!


Listen Later

Ao amin’ny Romana toko faha-9-11, i Paoly dia miresaka fahamarinana lalina izay tsy ho takatsika tanteraka, dia ny foto-pampianarana momba ny fifidianana sy ny fiandrianan’Andriamanitra. Ao amin’ny Romana 8:28 isika dia mianatra fa afaka matoky ny fitsaran’Andriamanitra amin’ny zava-drehetra, eny fa na dia ny ratsy aza, satria mampanantena Izy fa zavatra mahasoa no hivoaka avy amin’ireny. Ny famotsorantsika ny sitrapontsika amin’Andriamanitra dia mamela Azy haneho ny sitrapony tonga lafatra ho an’ny fiainantsika. Rehefa mankatò an’Andriamanitra isika, dia faly Izy maneho amintsika bebe kokoa ny sitrapony mahakasika ny fiainantsika.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM