Malagasy

Dingana Telo amin'ny Fahateraham-baovao


Listen Later

Rehefa avy nampahiratra lehilahy jamba iray Jesoa dia nitory fa Izy no Fahazavan’izao tontolo izao. Maro tamin’ireo mpitondra fivavahana no nahatsapa fa niampanga azy ireo ho nandà Azy Izy. Hoy Jesosy: Izaho no Mpiandry Tsara, ary amin’ny maha-Mpiandry Tsara Azy dia arovany ny ondriny. Ny iray amin’ireo fahagagana nanaitra indrindra nataon’I Jesosy dia ilay nananganany an’i Lazarosy tamin’ny maty. Ireo izay mino an’I Jesosy dia manaiky Azy ho Fahazavan’izao tontolo izao, Mpiandry Tsara, Fananganana amin’ny maty sy Fiainana.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM