Malagasy

Fafao madio hatrany ambony ka hatrany ambany


Listen Later

Naminany mahakasika ny andron’I Jehovah i Zefania. Nifantoka tanteraka tamin’ny andro farany izay hiverenan’I Jesosy sy hitsaran’Andriamanitra izao tontolo izao izy. Nitantara fisehoan-javatra iray izay hisy fiantraikany amin’ny olona sy ny biby rehetra eto ambonin’ny tany izy. Izany fitsarana izany dia ho vokatry ny fahotan’ireo firenena rehetra, ka nampirisika ny fibebahana sy ny tsy fivadihana amin’Andriamanitra i Zefania. Andriamanitra dia hiaro sy hikarakara mandrakariva izay mahatoky Azy. Amin’ny andro farany, ny olona rehetra eto an-tany dia hanaiky ny Tompo ho Andriamanitra.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM