Malagasy

Fahamarinana miavaka


Listen Later

Rehefa malemy fanahy isika, mikatsaka ny fitarihan’Andriamanitra, dia miha-mangetaheta sy noana ny fahamarinana, mitombo koa ny faniriana hanana fiainana mahafaly sy manome voninahitra an’Andriamanitra. Te hahalala ny marina sy hanao ny tsara isika, satria zava-dehibe amin’Andriamanitra ny fihetsika sy ny toe-po asehontsika. Nantsoina hanao ny marina isika, fa tsy hitady izay mahasoa fotsiny. Izany no dikan’ny hoe noana sy mangetaheta ny fahamarinana.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM