Malagasy

Fampisehoana lahateny tany am-boalohany


Listen Later

I Habakoka dia mpisorona sady mpanompo tamin’ny alalan’ny fiankohofana sy ny mozika. Niaina tamin’ny vanim-potoana nampamaivay ny fandrahonan’ny fanafihan’i Babylona izy. Raha niambina teo amin’ny tikilambo fiambenana ny mpitilin’i Jerosalema mba hijery ny tafika ho avy, Habakoka kosa dia nijanona tao amin’ny tilikambo fiambenana ara-panahy mba hihaino an’Andriamanitra. Izy dia fantatra tamin’ny fanontaniana hoe: Nahoana? Izay napetrany imbetsaka tamin’Andriamanitra ary niady mafy namaly ireo fanontaniana tsy maintsy napetraky ny Joda rehetra koa izy. Nampirisika an’i Joda hivelona amin’ny finoana sy hihazona ny fanantenany i Habakoka.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM