Malagasy

Fanitsiana sy Charisma tany Korinto


Listen Later

Ny taratasy pastoraly voalohany nosoratan’i Paoly ho an’ny Korintiana dia nosoratany ho an’ny fiangonana izay fantany tsara, mba hanitsiana ny olana sy hampianarana ary hampahery ny mpino amin’ny finoany, sy ny finoantsika ihany koa. Ao amin’ny toko iraika ambin’ny folo voalohany i Paoly dia miresaka ireo olana manokana ao anatin’ny fiangonana izay manakana ny fitomboana ara-panahy sy ny fijoroana ho vavolombelona, na amin’ny tsirairay na amin’ny maha-fiangonana izany. Ny toko efatra farany dia ireo fizarana fanorenana izay manolotra vahaolana amin'ny olan'ny fiangonana tamin'izany fotoana izany sy ny fiangonantsika amin’izao ankehitriny izao koa.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM