Fiangonan'Andriamanitra Miray

Fanoherana ny Fampiakarana Miafina


Listen Later

Miafina tokoa ve ny fiavian'i Kristy sy ny fanangonana ny olom-boavonjy? Hisy olona hanjavona tampoka tokoa ve tsy ho hitan'ny namany tampoka rehefa tonga i Kristy? Ary tsy ny olona rehetra ve izany no handre sy hahita ny fiaviany?Ny fanazavana feno dia azonao vakiana manontolo ao amin'ny tranokala, ao amin'ny Toriteny mifandray amin'ny lohahevitra hoe "Ny Fiangonana sy ny antom-pisiany".

...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

Fiangonan'Andriamanitra MirayBy Fiami Radio