Malagasy

Fantatrao hoe Iza no ho avy hisakafo?


Listen Later

Tarafo amin’ny fiainan’i Estera Andriamanitra, vehivavy Hebreo iray nanambady Jentilisa ary namonjy ny vahoaka Jiosy tamin’ny fandripahana, izay afaka niaro ihany koa ny razamben’ny Mesia. Iray amin’ireo lohahevitra manan-danja indrindra ao amin’ny bokin’i Estera ny fikarakaran’Andriamanitra ny fiainan’ny olony, na dia mampahory sy sarotra aza ny toe-javatra iainantsika, ny zava-drehetra dia avelany hiara-hiasa mba hahasoa ireo voaantso araka ny fikasany.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM