Fiangonan'Andriamanitra Miray

Fara-Fivoriana


Listen Later

Ny Fara-fivoriana dia andro fitsaharana sy firavoravoana farany aorian'ny Fetin’ny Tabernakely. Antsoina koa hoe "andro fahavalo" izy. Inona no hevi-panahin'ny andro firavoravoana Fara-Fivoriana? Nahoana isika no tsy maintsy mitandrina izany? Manambara Inona eo amin'ny Planin’ny Famonjena io fotoana io? Isaia 65, Matio 25, Apokalypsy 20. Fanazavana fanampiny: Manasa anao Hamaky ny Toriteny ao amin’ny tranokalan’ny Fiangonan’Andriamanitra Miray : https://fiamiray.blogspot.com
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

Fiangonan'Andriamanitra MirayBy Fiami Radio