
Sign up to save your podcasts
Or


Jehovah Andriamanitra Ray dia nanendry fety masina fito izay lalàna tsy maintsy hotandremana mandrakizay (Levitikosy 23).
Inona ireo fety fito isan-taona ireo? Oviana no itandremana azy ireo? Manambara inona ny fotoam-pivavahana voatendrin'i Jehovah?
By Fiami RadioJehovah Andriamanitra Ray dia nanendry fety masina fito izay lalàna tsy maintsy hotandremana mandrakizay (Levitikosy 23).
Inona ireo fety fito isan-taona ireo? Oviana no itandremana azy ireo? Manambara inona ny fotoam-pivavahana voatendrin'i Jehovah?