Sign up to save your podcasts
Or

Ny tena kristiana dia mivelona sy miaina araka ny Tenin'Andriamanitra. Ny Teny no nisiam-piainana ary fanazavana ny lalantsika Izy.
« Fa tsy ny mpandre ny lalàna no marina eo anatrehan'Andriamanitra, fa ny mpankatò ny lalàna no hohamarinina; » (Romana 2:13)
« Fa aoka ho mpankatò ny teny ianareo, fa aza mpihaino fotsiny ihany ka mamitaka ny tenanareo. » (Jakoba 1:22)
By Fiami RadioNy tena kristiana dia mivelona sy miaina araka ny Tenin'Andriamanitra. Ny Teny no nisiam-piainana ary fanazavana ny lalantsika Izy.