Fiangonan'Andriamanitra Miray

Fiainana Kristiana - Sabatan'i Jehovah: Famantarana - (Fiz. 2) - 1 Korintiana 5: 1-14


Listen Later

Jehovah Andriamanitra Ray dia nanao ny andro Sabata ho fitsaharana sy fanaovana fivoriana masina ho Azy. Fotoana hifadiana ny ratsy rehetra koa ary mitaky Fahamarinana sy Fahamasinana (1 Korintiana 5: 1-14). Manana ny hevi-panahiny ireny andro masina ireny. Anio, ny Paska ary ny Mofo Tsy Misy Masirasira no lohahevitra. Ny toriteny dia azonao vakiana ao amin'ny https://fiamikristiana.blogspot.com/p/sabatani-jehovah-famantarana-fiz2.html?m=0
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

Fiangonan'Andriamanitra MirayBy Fiami Radio