Malagasy

Fianakaviana sy Fanambadiana


Listen Later

Ity dia fandalinana lohahevitra natao ho an'ny mpivady na ireo izay mikasa ny hivady tsy ho ela. Mampiasa ny sarin’ny fitiavan’I Jesosy Kristy Tompo ho an’ny Fiangonany Andriamanitra mba hanehoana ny fitiavan’ny lehilahy ny vadiny. Hodinihintsika ny ifandraisan'ny fanambadiana aminy: fototra ara-panahy, fitaovam-pifandraisana, fifanandrinana, fitiavana - ny fihetsehan'ny maha iray, ny fifankahazoana, ary ny firaisana ara-nofo eo amin'ny mpivady sambatra, mba ho fanehoana mahafaly ny maha iray.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM