Malagasy

Fieritreretana Krismasy


Listen Later

Rehefa niditra an-tsehatra tao amin’ny tantaran’ny olombelona Andriamanitra ka tonga nofo, dia nanasa olona sasantsasany handray anjara tamin’ilay fahagagana Izy: Zakaria sy Elizabeta vadiny, tovovavy iray atao hoe Maria, ary mpiandry ondry nandeha nitsidika ilay Mpanjaka vao teraka. Ny fahagagana ateraky ny Krismasy dia Andriamanitra tonga olombelona mba hahafahany mitondra famonjena ho an'ny olombelona. Ny Testamenta Taloha sy Vaovao dia mitantara ny fahagagana amin’ny Fiavian’I Jesoa Kristy indray: ilay fanantenana feno fitahiana ho an’ny Fiangonana sy ilay hany fanantenana ho an’izao tontolo izao.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM