Malagasy

Fifandirana, krizy ary vaomiera


Listen Later

Nanome faminaniana maro momba ny ho avy sy ny fiverenany I Jesosy. Nilaza Izy fa tsy misy mahalala na ny andro na ny ora hiaviany indray, ka isika dia tokony hiambina sy hamantatra ireo famantarana ara-potoana ary hanana antoka fa rehefa tonga Izy dia hahita antsika ho mpanompo mahatoky. Rehefa nosamborina sy nohomboana tamin’ny hazo fijaliana I Jesosy, dia nandositra avokoa ny mpianany, saingy niara-niverina indray izy ireo taorian’ny nitsanganany tamin’ny maty. Avy eo Izy dia naniraka azy ireo ho amin’izao tontolo izao mba hanao mpianatra.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM