Malagasy

Fifandraisana sy Fitiavana


Listen Later

Ny fitiavana no fanehoana lehibe ny maha-iray, izay nokasain’Andriamanitra rehefa nilaza Izy hoe: “Ho nofo iray ihany izy roroa”. Ny olana lehibe iray amin'ny fanambadiana dia ny fitiavan-tena. Rehefa mianatra mitondra ny vadintsika tsy misy fitiavan-tena isika, mametraka ny zavatra ilain’ny vadintsika ho ivo, dia manomboka mitia toa an’I Jesosy isika. Ny fitiavana avy amin’Andriamanitra dia voafaritra tsara ao amin’ny Korintiana voalohany 13 ary mampiseho amintsika ny fomba tokony hitiavantsika ny hafa. Raha miaraka amin’ny fitiavana agape, dia mety ho lavorary tokoa ny fanambadiana sy izay rehetra fikasan’Andriamanitra.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM