Malagasy

Fitia eo noho eo


Listen Later

Ny bokin’i Rota dia fanoharana lalina mampiseho ny fanavotana. Ny hoe manavotra dia midika hoe mividy indray ary mamerina. Boaza nanavotra an’i Rota; novidiny aloha izy rehefa naloany avokoa ny trosan’i Rota rehetra, avy eo nanorina fifandraisana taminy izay namerina azy ho isan’ny fianakavian’Andriamanitra indray i Boaza. Ahoana no hahafahantsika manapa-kevitra toy izany fa Jesosy no tiantsika ho Mpanavotra antsika? Hividy antsika ka hamerina antsika indray ao amin’ny fianakavian’Andriamanitra? Hianaro izany anio.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM