Vazaha Miteny Gasy

Geoffrey Gaspard - Malagasy Filmmaker


Listen Later

Podcast Anay Mitsam - Episode 7 - Geoffrey Gaspard


Fanamarihana: Ho anareo izay te hianatra teny anglisy (na ho an'izay efa mispeak be), natao tamin'ny teny anglisy ity episode iray ity.


Raha resaka sarimihetsika dia efa malaza be Madagasikara, fa saingy tsy misy malagasy na iray aza anatin'ny dessin animé iny. Soa ihany fa misy an'i Geoffrey Gaspard izay mpanao sarimihetsika mampiseho Madagasikara sy ny mponiny amin'ny tena izy. Resaka arabe maha-ela voyage, ny documentaire efa nataony, ny fitiavany an'ireo kolotsaina Malagasy, sy ny kodry.



Geoffrey: ⁠https://www.instagram.com/geoffrey_gaspard/



SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy


Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika vaovao: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa! Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 10 euros maimaim-poana e ❤️


App: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast


FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬


💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/

📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/

...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

Vazaha Miteny GasyBy Payton Hansen, Austin Bergera