Malagasy

Hafatra Farany nomen’i Solomona


Listen Later

Miteny amin’ny fon’ny vahoakan’Andriamanitra ny bokin’ny Mpitoriteny, rehefa nitady ny anton’ireo zava-manahirana mampikorontan-tsaina eo amin’ny fiainana izy. Nampirisika ny tanora i Solomona mba hisintona lesona tamin’ireo zavatra niainany fony izy nitady ny tena dikan’ny fiainana sy ny tanjona hiainany tety an-tany. Ny hany tanjona sarobidy hitany teo amin’ny fiainana dia ny hatahotra an’Andriamanitra sy hitandrina ny didiny. Nilaza tamin’ny tanora izy mba hahatsiaro an’Andriamanitra sy hiaina fiainana mendrika, satria ny olona rehetra dia hiatrika Azy sy ny fitsarana mandrakizay amin’ny andro farany.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM