Malagasy

Ho tonga anie ny Fanjakanao


Listen Later

Iray amin’ireo zava-dehibe avoitran’ny Filazantsara araka an’i Matio ny fanjakan’ny lanitra. Tonga teto amin’izao tontolo izao I Jesosy amin’ny maha-Mpanjakan’ny fanjakana mandrakizay sy ara-panahy Azy, misokatra amin’izay rehetra mino Azy ka manao Azy ho Tompon’ny fiainany. Rehefa mivavaka isika dia mivavaka mba hahatongavan’ny fanjakany. Ny fiainantsika manontolo dia tokony hifantoka amin’io tanjona io: ny hahita ny fanjakana ara-panahin’Andriamanitra miorina eo amin’ny fiainantsika ary ny tontolontsika tarihin’ny herin’ny Fanahy Masina.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM