Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté

[HP] ADDICTION ET ILLUSION PORNOGRAPHIQUE


Listen Later

HONO HOY AHO PASTEUR? (12 mai 2023)

Marobe ireo karazana addiction mahazo ny olombelona ary anisany ny addiction amin'ny fijerena porno. Marobe ireo message azo mendrika fitarainana, fanontaniana, fangatahana vahaolana sns... azo taminareo mpanaraka ny pejy mahakasika azy io.

Toy izao no sombiny amin'ireo karazam-panontaniana nalefanareo :
 Mahazo mijery film porno ve ny mpivady ?
 Fahotana ve ny fijerena porno raha tsy mbola manambady ?
 Fahotana ve ny mamerina Zavatra hita amin'ny porno amin'ny olontiana na vady ?
 Maninona no voasarika manao ''masturbation '' raha vao mijery porno ? sns.

...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

Podcast RJL : Réflexion | Justice | LibertéBy Page RJL