Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté

[HP] ASSURANCE DE SALUT (FAHAZOANA ANTOKA HO AMIN'NY FAMONJENA)


Listen Later

Rakoto dia olona efa ao amin' i Jesosy saingy indray andro izy tojo olana goavana tena tsy zakan'ny sainy ... et il a craqué.. nisotro toaka izy ... Niteny ratsy nirediredy ... Mamo tampona nefa mbola nitondra fiara koa .. Teny andalana izy nahita SIPA manjakely Dia nanaramaso Kanjo nisy fiara nifanena tampoka tsy tazany akory dia Nanao accident izy Ary Maty sur le coup .

👉 Ny fanontaniana mipetraka Dia hoe : DIRECT AFOBE VE IZY ? SA METY HAHAZO TOERANA EO ANILAN'I JESOSY IHANY ?

Rasoa kosa tsy ao amin 'i Jesosy saingy mivavaka isaky ny alahady izy, manao asa soa manampy ny hafa na ao ampiangonana na eo amin'ny fiaraha monina. Maontina fiteny sy fihetsika ary tsy mba re hoe nanana olana teo amin'ny tany amamonina. Rehefa miresaka dia atao ohatra mahafinaritra falain'tahaka hatrany izy amin'izay ataony sy alehany. Manana fitondrantena maontina izy.

Indray andro narary izy tao ampiangonana, tapaka lalandra ary maty tampoka teo ampanatanterahina ny asan' Andriamanitra.

👉 HAHAZO TOERANA EO ANILAN'I JESOSY VE IZY ?

...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

Podcast RJL : Réflexion | Justice | LibertéBy Page RJL