Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté

[HP] BIENFAITEUR ou DISEUR DE BONAVANTURE


Listen Later

Tsy hita intsony izay ilazana ny zava misy eto Madagascar. Tena on trouve plus les mots fa izay tsy hita eto no manenina. Tellement c'est plus énorme que ce qu'on peut tout imaginer ... Sady mahavariana, mampalahelo, mampite hitomany, mahatezitra sns ...

Eo amin'ny fiaraha monina dia misy ny olona miseho manao soa, hay tena zava doza ny fikendreny.

Amin'ny politika mody miseho anilan'ny vahoaka nefa tetidratsy maloto sy manipulation no ao ambadika.

Aza adino Rey olona fa ny dévoly tsy miseho amin'ny tandrony zany fa derrière son apparence joviale Ary izay indrindra no maha diabolique ilay izy . Tsy hoe mampatahotra fa mahasoandriana sy maharevo, mampatory mihitsy aza ka tsy mahagaga raha roboka sy rendrika ampitsanganana avokoa ny ankamaroan'ny olona.

...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

Podcast RJL : Réflexion | Justice | LibertéBy Page RJL