Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté

[HP] ENJEU ÉLECTORAL 2023, GUERRE DE COMMUNICATION NEFA KOA PIRATAGE INFORMATIQUE


Listen Later

GUERRE DE COMMUNICATION : samy fanaon'ireo ankolafy samihafa ny manarama ekipa manokana hamafy marina na tsy marina amin'ny tambazotra. Manampy trotraka ny fitongilanan'ireo haino amanjery ofisialy ka dia izay hita ao amin'ny fesiboky no avy hatrany dia raisin'ny olona.

PIRATAGE INFORMATIQUE : cinéma sa tsia ? Tsy any ny olana fa fomba fiady daholo izany Kanefa na izany na tsy izany dia tafiditra tanteraka isika ao anatin'ny rivodozan'ny révolution numérique koa dia samia mandray ny andraikiny.

...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

Podcast RJL : Réflexion | Justice | LibertéBy Page RJL