Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté

[HP] FAMONOAN-TENA EO AMIN'NY TANORA ( SUICIDE DES ADOS ET DES PRE-ADOS )


Listen Later

Miha-mitombo ny TANORA mamono tena ... Ankoatra ny olana aram-pitiavana dia tena misy ny antony hafa izay TSY SAHINTSIKA resahana noho ity farany somary manahirana.

Inona no mahatonga izany ? Inona no tokony ho vahaolana ? Iza no tokony tompon ' andraikitra ?

...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

Podcast RJL : Réflexion | Justice | LibertéBy Page RJL