
Sign up to save your podcasts
Or


Voizina be mihitsy tato ho ato ny hoe " départ Zéro " aho nanangana ny orisanasako, " départ zéro " aho nanatanteraka ny nofinofiko, " départ zéro " sy tsy nisy n'iza n'iza ary tsy nanana na inona na inona aho nefa ankehitriny hitanareo amin'izao ny fahombiazako sy ny firoborobon'ny orinasako sns... Quand on veut on peut HONO eeee, sao dia mifamadika amin'izay no tokony ho izy hoe : QUAND ON PEUT ON VEUT ? (PRAGMATISME EMPIRIQUE INDUCTIVE)
By Page RJLVoizina be mihitsy tato ho ato ny hoe " départ Zéro " aho nanangana ny orisanasako, " départ zéro " aho nanatanteraka ny nofinofiko, " départ zéro " sy tsy nisy n'iza n'iza ary tsy nanana na inona na inona aho nefa ankehitriny hitanareo amin'izao ny fahombiazako sy ny firoborobon'ny orinasako sns... Quand on veut on peut HONO eeee, sao dia mifamadika amin'izay no tokony ho izy hoe : QUAND ON PEUT ON VEUT ? (PRAGMATISME EMPIRIQUE INDUCTIVE)